PARIS - Fihaonan'ny Tia Tanindrazana amin'ny Filoha Ravalomanana
Manasa antsika tonga hifanakalo hevitra mivantana Amin' ny Filoha Ravalomanana Marc amin'izao fandalovany eto Eoropa izao. Amin'izany fotoana izany koa no hanatanterahantsika ny adidy ho fanampiana ny traboina vokatry ny rivodoza Enawo. Koa tongava maro fa ny adidy tsy an'olon-dratsy. Sabotsy 25 Martsa manomboka amin'ny 2 ora tolakandro tsy diso.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire