Pages

jeudi 29 juin 2017

PARIS - Conférence SMM (2ème édition)

Ho anareo eto Paris na izay tsy afaka nanatrika ny fihaonana voalohany, dia hisy fihaonana faharoa indray ataon'ny SMM amin'ny Asabotsy 01 jolay ho avy izao (jereo Flyer):

Toerana: 

Théâtre du Temps
9, rue Morvan
Paris 11ème
Métro: Voltaire 

Aza adino koa any Genève sy ny manodidina ny Zoma 07 jolay 2017



Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire