Pages

mercredi 12 décembre 2018

Aramason'ny olom-pirenena: 19 desambra no fotoana!!

Communiqué  DE PRESSE



Rehefa avy nanatotosa ny adidinao ianao tamin’ny fandatsaham-bato, dia manainga anao indray handray anjara amin’ny ara-mason’ny olom-pirenena.

Satria ianao no tompon’antoky ny demokrasia, satria zonao ihany koa ny miaro ny safidinao, andao ary hifanome tanana amin’ny fanangonana ny valim-pifidianana amin’ny toerana misy anao :

ü  Raiso sary dia ampitao  amin’ny iray amin’ireto

o   tranokala aramaso.org , amin’ny alalan’ny finday na ny solosaina
o   pejy fb : Aramason’ny olom-pirenena
o   e-mail : aramaso.org@gmail.com

ü  Araho ny torimarika ;

ü  Mandraisa anjara amin’ny mangarahara

Ny tranokala aramaso.org ihany koa no toerana hifanakalozana ny vaovao avy amin’ny biraom-pifidianana hafa.

Ny adidy tsy an’olon-dratsy.


Collectif de la diaspora malagasy GTT international
15 rue des Savoises
1205 Genève
Suisse








Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire