Tianay ny mampahafantatra fa :
1. Ny fikambanana "GTT international" fototra izay manana ny foibeny ao Genève (Suisse) dia tsy tokony hafangaro amin’ny fikambanana "GTT international" izay manana ny foibeny ao Bretigny (France) ary vao nantsagan’i Emile Ratefinanahary sy Lala Rahaga. Tsy tokony hafangaro satria fikambanana roa samy hafa ary ny tanjona dia mifanipaka.
2. Ny mpikambana ao amin'ny "GTT international" izay manana ny foibeny ao Genève (Suisse) dia fitambaran’ireo fikambanana GTT rehetra eran-tany: France, Suisse, la Réunion, Ile Maurice, Madagascar, Europe, Chine, Etats-Unis sy firenena maro samy hafa ary ny tanjony dia tsy niova hatrany am-piandohana.
3. Emile Ratefinanahary dia tsy mpikambana ao amin’ny "GTT international" izay manana ny foibeny ao Genève (Suisse)
4. Noho ny rafitra vaovao napetraka dia mampilaza izahay fa natsahatra vonjy maika tsy ho filohan'ny fikambanana "GTT international" izay manana ny foibeny ao Genève (Suisse) i Ramatoa Lala Rahaga . Izay fanambarana rehetra sy zavatra ataony any ivelany dia amin’ny anarany sy ny tenany manokana ihany na amin'ny anaran'ny "GTT international" ao Bretigny (France) fa tsy tompon’andraikitra ny "GTT international" izay manana ny foibeny ao Genève (Suisse).
5 Mandram-pitsangan’ny birao vaovaon' ny "GTT international" Genève (Suisse) izay hofidiana ny 14 Août 2010 ao Marseille dia ny filoha lefitra voalohany, no mandray ny andraikitra rehetra momba ny fitantanana ny fikambanana.

Ny komity mitantana ny "GTT International"
15 rue des savoises
1205 Geneve
SuisseCollectifgtt@gmail.com
www.gasytiatanindrazana.com
COMMUNIQUE DE GTT INTERNATIONAL
Nous tenons à vous informer que:
1. L'association GTT International "historique", basée à Genève, Suisse, ne doit pas être confondue avec l'association GTT Internationale dont le siège est à Bretigny/ France, nouvellement créé par Emile Ratefinanahary et Lala Rahaga et dont les objectifs divergent.
2. Les membres de GTT International "historique" basée à Genève, sont des associations régionales en France métropolitaine, Suisse, à la Réunion, à l'île Maurice, en Chine mais aussi à Madagascar, en Europe, aux Etats-Unis et dans le reste du monde et qui garde son objectif initial.
3. Emile Ratefinanahary n'est pas membre de GTT- Internationale "Historique" basée à Genève.
4. Pour des raisons d'organisation interne, nous vous communiquons que Madame Lala Rahaga a été temporairement suspendue de ces fonctions de Présidente de l'association historique et ne peut désormais prétendre à représenter cette association. Toute déclaration ou action qu'elle fera à l'extérieur n'engagera qu'elle même.
5. Jusqu'à la nomination d'un nouveau bureau, le 14 aout prochain lors de son assemblée générale, c'est le vice-président qui assure l'interim.
Le comité de bureau de GTT International
15 rue des savoises
1205 Geneve
Suisse
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire