lundi 11 juillet 2011

Tsy mijanona intsony; Hetsiky ny vondron'olontsotra (VOT) , hafatra sy sarin'ny ao Toamasina sy Ambatondrazaka

"Mihetsika ny reseau VOT manerany Nosy androany ity. Tsara ny mahampahafantatra amintsika fa hetsika fiaraha-mientany ireo Reseau VOT rehetra izy ity ary samy nanatotosa izany isaky ny faritra misy azy avy manerany Nosy mba ho fanairana ny sehatra iraisam-pirenena sy anaporofona ny fijaliana sy faoriana miajady aminay vahoaka madinika Malagasy sy ny fatotra mangejana anay ataon'izao fitondrana FAT tsy ara-dalana misy eto aminy firenena Malagasy izao zay tena mampitondra faisana tanteraka".

Tsara ny manamarika fa mbola maro ireo Malagasy no matahotra ny hijoro noho ny fanamporetana sy fampihorohorona ataon ity fitondran'ny FAT ity aminy Vahoaka Malagasy maneho hevitra

https://picasaweb.google.com/112192692276122770900/Rodobe?authkey=Gv1sRgCPq4nofA0v7B2gE

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire


Le GTT INTERNATIONAL, collectif de la diaspora malagasy, dont le siège est à Genève (CH), poursuit un double objectif: la restauration de l'Etat de droit et le rétablissement de la Démocratie à Madagascar. Il prône et oeuvre pour la liberté d'expression, la prise de conscience citoyenne et la mise en place d'une vraie démocratie dont l'exigence première est la tenue d'un processus électoral inclusif, libre et transparent ".