vendredi 5 août 2011

RODOBE TOAMASINA: Alahady 7 Aogositra 2011

1 commentaire:

  1. MISAOTRANAREO TOMPOKO.
    MIARAM-PO SY IRAY SAINA ARY MANOHANA ANAREO HATRANY LALANDAVA....MAHATSIARO MANGIRIFIRY SY MIJALY MARINA TOKOA AMIN'IZAO KRIZY IZAO NY TENANAY SY FIANAKAVIANAY.
    MIOMBOM-BAVAKA LALANDAVA MIARAKA ANAREO ENY ANTOERANA TOMPOKO.
    ANDRIAMANITRA TSY LALINDALOVANA NA KOA JAMBA : KOA SAMY MANANA FINONA FA HO HODY VENTINY NY RANO NATSAKAINA.
    DERA SY LAZA HOAN'I ANDRIAMANITRA NANAO NY LANITRA SY NY TANY. AMENA.

    RépondreSupprimer


Le GTT INTERNATIONAL, collectif de la diaspora malagasy, dont le siège est à Genève (CH), poursuit un double objectif: la restauration de l'Etat de droit et le rétablissement de la Démocratie à Madagascar. Il prône et oeuvre pour la liberté d'expression, la prise de conscience citoyenne et la mise en place d'une vraie démocratie dont l'exigence première est la tenue d'un processus électoral inclusif, libre et transparent ".