jeudi 13 décembre 2012

Hafatra avy amin'ny Filoha Ravalomanana


Mandefa izao hafatra izao aho:

"Misaotra betsaka anareo izay nandefa ny fiarahabana sy firarian-tsoa amin'izao tsingerin-taona nahaterahako izao. Misaotra betsaka ireo izay tsy mba manana ny numéro telefonina na dia mba te hiarahaba aza. Koa ampitao amin'ny vahoaka mivory na miara-mifaly amin'ity ora sy fotoana ity: aza adino ny ankohonana sy ny fianakaviana. Faly aho ary misaotra an'Andriamanitra sy misaotra antsika koa. Mino ary manome toky fa ho avy tsy ho ela."

Hoy ny Filoha Marc RAVALOMANANA



Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire


Le GTT INTERNATIONAL, collectif de la diaspora malagasy, dont le siège est à Genève (CH), poursuit un double objectif: la restauration de l'Etat de droit et le rétablissement de la Démocratie à Madagascar. Il prône et oeuvre pour la liberté d'expression, la prise de conscience citoyenne et la mise en place d'une vraie démocratie dont l'exigence première est la tenue d'un processus électoral inclusif, libre et transparent ".