vendredi 3 mai 2013

FLASH INFO !!

La CES a validé la candidature de Mme Lalao Ravalomanana à la présidentielle.

M. Didier Ratsiraka aussi est autorisé à se présenter.

Il en est de même pour Rajoelina qui a déposé en catimini sa candidature auprès de la CES.


1 commentaire:

  1. Ahoana moa no tsy afahany Mme Lalao Ravalomanana sy andriamatoa Didoer Ratsiraka, zareo efa te hody fa nosakanany ty Andry Rajoelina ity. Ity Andry moa dia efa fa olona "sans qualité" . Efa nifanarahany tsy misy mlatsaka izy sy filoha Ravalomanana. Ry Monja Rondefo sy Roland Ratsiraka sy Voninahitra ary Lahiniriko aza mahagaga fa tafiditra anaty liste nefa mpanonga-mpanjakana. Ity Rajoelina aminy maha jiolahimboto azy de manao zay tiany ataony hatrany. Ireto namany nilatsaka no tena kivy satria izy eo aminy fitondrana ka anao zay handreseseny aminy fomba rehetra @ alabato.
    izy aza tsy mahazo mirotsaka de mbola nanao amboletra ihany anazy angamba i Madagasikara araka ny lohakeliny.
    ny CES de mahamenatra fa de miharihary fa i Andry Rajoelina no mibaiko azy tsy menatrolona,sady vovidy.
    Tsy haharesy ani lALAO RAVALOMANANA akory ry zareo ra feony vahoaka no henoina , fa angalatra sy biby famptahorana indray e,
    Manalabaraka ny vahoaka malagasy i Rajoelina sy ny CES.FOZA ORANA BE

    RépondreSupprimer


Le GTT INTERNATIONAL, collectif de la diaspora malagasy, dont le siège est à Genève (CH), poursuit un double objectif: la restauration de l'Etat de droit et le rétablissement de la Démocratie à Madagascar. Il prône et oeuvre pour la liberté d'expression, la prise de conscience citoyenne et la mise en place d'une vraie démocratie dont l'exigence première est la tenue d'un processus électoral inclusif, libre et transparent ".