vendredi 17 mars 2017

PARIS - Fihaonan'ny Tia Tanindrazana amin'ny Filoha Ravalomanana

Manasa antsika tonga hifanakalo hevitra mivantana Amin' ny Filoha Ravalomanana Marc amin'izao fandalovany eto Eoropa izao.
Amin'izany fotoana izany koa no hanatanterahantsika ny adidy ho fanampiana ny traboina vokatry ny rivodoza Enawo.
Koa tongava maro fa ny adidy tsy an'olon-dratsy.
Sabotsy 25 Martsa manomboka amin'ny 2 ora tolakandro tsy diso.


 http://www.ttmr8.org/uploads/5/8/1/2/58126661/flyer-ravalo-25mars_orig.jpg

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire


Le GTT INTERNATIONAL, collectif de la diaspora malagasy, dont le siège est à Genève (CH), poursuit un double objectif: la restauration de l'Etat de droit et le rétablissement de la Démocratie à Madagascar. Il prône et oeuvre pour la liberté d'expression, la prise de conscience citoyenne et la mise en place d'une vraie démocratie dont l'exigence première est la tenue d'un processus électoral inclusif, libre et transparent ".