lundi 5 novembre 2018

ARA-MASON’NY OLOM-PIRENENA NA SURVEILLANCE CITOYENNE

ARA-MASON’NY OLOM-PIRENENA NA SURVEILLANCE CITOYENNE
Rehefa avy nanatotosa ny adidinao ianao tamin’ny fandatsaham-bato, dia manainga anao indray handray anjara amin’ny ara-mason’ny olom-pirenena.
Satria ianao no tompon’antoky ny demokrasia, satria zonao ihany koa ny miaro ny safidinao, andao ary hifanome tanana amin’ny fanangonana ny valim-pifidianana amin’ny toerana misy anao :
• Raiso sary dia ampitao amin’ny tranokala aramaso.org , amin’ny alalan’ny finday na ny solosaina
• Araho ny torimarika ;
• Mandraisa anjara amin’ny mangarahara
Ny tranokala aramaso.org ihany koa no toerana hifanakalozana ny vaovao avy amin’ny biraom-pifidianana hafa.
Ny adidy tsy an’olon-dratsy.
Collectif de la diaspora malagasy GTT international Genève
15 rue des Savoises
1205 Genève
Suisse
Pejy FB Aramason’ny olom-pirenena
https://www.aramaso.org

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire


Le GTT INTERNATIONAL, collectif de la diaspora malagasy, dont le siège est à Genève (CH), poursuit un double objectif: la restauration de l'Etat de droit et le rétablissement de la Démocratie à Madagascar. Il prône et oeuvre pour la liberté d'expression, la prise de conscience citoyenne et la mise en place d'une vraie démocratie dont l'exigence première est la tenue d'un processus électoral inclusif, libre et transparent ".