dimanche 9 octobre 2011

V O T Faritra Sambaina Manjakandriana - Vakinankaratra

Tafatsangana tamin'ny Asabotsy 8 oktobra 2011 teo ny VOT manohana an'i Atoa Filoha Marc Ravalomanana sy mitaky ny Ara-dalana ao amin'ny Faritr'i Sambaina - Manjakandriana. 
Mifameno indrindra koa amin'ny VOT Faritra Vakinankaratra-Antsirabe I  izay tafajoro tamin'ny Alakamisy 6 oktobra teo izany. Marihana fa niditra mivantana tamin'izany ny Filoha RAVALOMANANA nitafa sy nanome fanazavana momba ny fizotran'ny raharaham-pirenena toy ny mahazatra an'ireo vahoaka  mpitolona. 
Mitombo sy mihitatra hatrany ny "réseau" VOT manentana ny vahoaka Malagasy hijoro sy handray andraikitra eo anoloan'izao krizy mianjady amin'ny Firenena izao. 




Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire


Le GTT INTERNATIONAL, collectif de la diaspora malagasy, dont le siège est à Genève (CH), poursuit un double objectif: la restauration de l'Etat de droit et le rétablissement de la Démocratie à Madagascar. Il prône et oeuvre pour la liberté d'expression, la prise de conscience citoyenne et la mise en place d'une vraie démocratie dont l'exigence première est la tenue d'un processus électoral inclusif, libre et transparent ".