Mitsingerina indray ity ny taona, efa 2 taona mahery izao ny Malagasy no eo ambany ziogan’ny mpanjanaka sy ireo mpivarotra tanindrazana. Averina atolotra henointsika ity tononkalo ity satria mifanaraka tsara amin’ny ady atrehantsika toy ny nataon’ireo razantsika tamin’ny 47.
Mihainoa finaritra ary Tompoko.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire