Inscription à :
Publier les commentaires (Atom)
Le GTT INTERNATIONAL, collectif de la diaspora malagasy, dont le siège est à Genève (CH), poursuit un double objectif: la restauration de l'Etat de droit et le rétablissement de la Démocratie à Madagascar. Il prône et oeuvre pour la liberté d'expression, la prise de conscience citoyenne et la mise en place d'une vraie démocratie dont l'exigence première est la tenue d'un processus électoral inclusif, libre et transparent ".
MISAOTRA MISAOTRA MISAOTRANAO LALANDAVA IZAHAY VAHAOKA TIAN'NY MARINA TIA NY TANINDRAZNA TIA NY FITSARANA TSY MITONGILANA FA MIKAROKA NY FAHAMARINANA HATRANY FANDRIAMAPELEMANA TIA NY FIHAVANANA...
RépondreSupprimerHO ELA VELONA ANIE HIANAO ANDRIAMANTOA FILOHA MARC RAVALOMANANA ! HO ELA VELONA ANIE MADAGASIKARA TANINDRAZANA MALALAN-TSIKA.
ANDRIAMANITRA NAHARY IZAO TONTOLO IZAO ANIE NO OMBANTSIKA SY MITANTANA HATRANY NY DIA ANTSIKA MALAGASY MPIRAY TANINDRAZANA MALALA.
HO AZY ANDRIAMANITRA MAHEFA IZAO TONTOLO IZAO IRERY HIANAY ANIE NY VONINAHITRA SY NY LAZA FA ISIKA DIA FITAOVANA MANAIKY IZAY SOA TIANY TANTERAHANA HIALANA AMIN'IZAO FAHANTRANA SY NY MAHA FADIRANOVANA REHETRA MANJO AN'NY TARANAKA MALAGASY SY NY RAY AMANDRENY MALAGASY REHETRA TIA FIHAVANANA SY TIA MBA MIVAOTRA IZAO....
TIA FILAMAINANA SY FIARAHA MONINA AO ANATIN'NY FITIAVANA FITIAVANA FITIAVANA HATRANY. AMENA