Noho ny fahatsapana fa :
-Maika sy mila hamafisina ny famahana ny krizy mahazo ny Malagasy,
-Mbola miziriziry hanohy “Iny lalany iny” hatrany ny FAT tarihin’i Andry Rajoelina.Lalana izay iaraha-mahita fa mampitondra faisana ny vahoaka Malagasy,
-
Noho izany, izahay mpikambana rehetra ato amin’ny GTT Toamasina dia manambara etoana fa miara-dia tanteraka ary miray hevitra amin’ny Rodoben’ny Malagasy Toamasina.
Natao teto Toamasina androany 01 jolay 2011
Ny Filohan’ny GTT Toamasina
NDIAMAHAZO Imbinizafinirigny Mickaelys
Ny Mpandrindra iraisam-paritra
ZOMA Clérant
IZANY DIA MARINA DIA MARINA KOA DIA TSARA DIA TENA TSARA MIHINTSY IZAO FANAMBARANA IZAO : "Noho ny fahatsapana fa :
RépondreSupprimer-Maika sy mila hamafisina ny famahana ny krizy mahazo ny Malagasy,
-Mbola miziriziry hanohy “Iny lalany iny” hatrany ny FAT tarihin’i Andry Rajoelina.Lalana izay iaraha-mahita fa mampitondra faisana ny vahoaka Malagasy,
-Tonga miaraka no fanombohana ary miasa miaraka no fahombiazana,..."
MIARA DIA MIARAKA AMINAREO IZAHAY...MISAOTRA MISAOTRA MISAOTRA LALANDAVA AMIN'NY ANARANA'IREO MPITOLONA HOAN'NY FAHAMARINANA SY TIA TANIDRAZANA SY NY HOAVY NY FIRENENA SY NY TARANAKA MALAGASY ERAN'NY NOSY MADAGASIKARA MALALA ANTSIKA REHETRA MAHATSAPA FA TSY RARINY MIHINTSY IZAO KRIZY IZAO.
AOKA IZAY ! MIFAMELAN-KELOKA NO ZAVA DEHIBE MARINA TOKONY AROSO AINGANA DIA AINGANA RAHA MBOLA MATAHOATRA AN'I ANDRIAMANITRA.
MIRARY SOA ANTSIKA O.