Ny GTT INTERNATIONAL GENEVE dia manambara fa tsy mpikarakara na mpandrindra ary tsy mandray anjara amin’ny hetsika fihaonana ao Paris ny asabotsy 10/09/2011.
Noho izany dia tsy tompon’andraikitra velively ny Fikambanana raha toa ka misy mpikambana mandray anjara amin’io hetsika io fa amin’ny anarany manokana no hanaovany izany.
Mampahatsiahy sy manamafy koa ny GTT INTERNATIONAL GENEVE fa tsy miova ary tsy hiova ny tanjona tratrariny amin’izao tolona izao dia :
· Ny famerenana ny ara-dalàna,
· Ny fanohanana hatrany ny Filoha voafidim-bahoaka Ravalomanana, Ary ny fiverenany any an-Tanindrazana hitondra indray ny Firenena Malagasy.
Ny Famoahana tsy misy fepetra ireo gadra politika
GTT INTERNATIONAL GENEVE
15, rue des savoises
Genève – SUISSE
COMMUNIQUE
Le GTT INTERNATIONAL GENEVE tient à préciser que le Collectif n’est ni organisateur, ni coordinateur, ni participant à la manifestation organisée à Paris ce samedi 10/09/2011.
Aussi, la présence ou la participation éventuelle des membres du Collectif à cette manifestation serait à titre purement personnel et n’engagerait point le Collectif.
Le GTT INTERNATIONAL GENEVE rappelle également sa fidélité aux objectifs qu’il s’est assigné depuis le début de la crise, à savoir :
· Le retour à l’ordre constitutionnel,
· Le soutien sans faille au Président élu Marc RAVALOMANANA et son retour pour diriger Madagascar
. La libération de tous les prisonniers politiques sans exception et sans condition
GTT INTERNATIONAL GENEVE
15, rue des savoises
Genève – SUISSE
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire