Manolotra fisaorana eram-po eran-tsaina antsika rehetra izay nandray anjara tamin'ny ezaka fandefasana ny taratasy tany amin'ny ACP-UE. Betsaka isika no nanao izany ka izao hita izao ny vokany satria nanaraka ny ankamaroan'ny zavatra nangatahantsika ny Antenimiera ACP-UE. Misaotra azy ireo koa amin'izany, indrindra ireo Filoha mpiara-mitondra: Atoa isany Louis MICHEL sy Musikari KOMBO.
Mitohy hatrany ny Tolona.
Ho an'ny Tanindrazana
Nous remercions vivement celles et ceux qui ont participé à l'envoi de la lettre ouverte aux pays membres ACP-UE.Notre mobilisation massive a certainement influencé le Parlement ACP-UE dans sa Déclaration en reprenant la grande majorité de nos recommandations. Nos remerciements vont aussi aux Coprésidents Mrs Louis MICHEL et Musikari KOMBO ainsi qu'aux membres de l'Assemblée.
Le combat continue.
Pour la Patrie
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire