vendredi 14 octobre 2011

HETSIKY NY MPITARIKA POSY SY SARETY - Antananarivo 14/10/2011


Antananarivo 14 oktobra 2011
Nanao fitokonana sy hetsika fanairana ireo mpitarika sarety sy posy eto an-drenivohitra izay nanamabarany ny fijaliana mianjady amin’izy ireo. Nanambara ihany koa izy ireo fa tsy manaiky izao fitondrana tsy ara-dalàna izao. Koa manoloana izany rehetra izany dia nilanja sorambaventy niainga avy any Antanimena ambany ka hatrany Analakely-Soarano izy ireo. Marihana fa notanisan izy ireo avokoa moa ny fahoriana mianjady sy ny voka-dratsin’ny fanonganam-panjakana nataon ireo milaza mpitondra mahefa ankehitriny. Nilaza koa izy ireto fa mbola hitohy ihany ny hetsika atao ary nataon’ izy ireo izao hetsika izao amin’ny fandalovan’ny iraky ny SADC sy TROIKA eto Madagasikara mba hanairana ny sehatra iraisam-pirenena amin’ny fijalian’ny Vahoaka Malagasy madinika. Ka manao antso avo sy vonjy izy ireo fa mizaka ny tsy eran’ny ainy ny Malagasy.





1 commentaire:

  1. ILS ONT TOUT A FAIT RAION....VRAIMENT TOUT A FAIT RAISON. D'AILLEURS ILS NE SONT PAS LES SEULS A SUBIR LES CONSEQUENCES DE CETTE CRISE DUE AUX PUTSCHISTES ET LEURS SBIRES....QUE LES AUTRES CATEGORIES DE POPULATION OU ...BREF...QUE TOUS LES AUTRES AUSSI NE CRAIGNENT POINT = CEUX QUI SAVENT RECONNAITRE OU SAVENT OU EST LA VERITE ET QUI DIT LA VERITE ??? ET/OU QUI NE DIT ET DISENT QUE DES MENSONGES ET QUI METTENT LE PEUPLE MALGACHE A GENOUX DANS LA MISERE ???
    CAR OUI IL Y A DES LIMITES, UNE FIN A TOUT.
    CAR :"LA JUSTICE(DIEU DE JUSTICE)PROTEGE CELUI QUI MARCHE DANS L'INTEGRITE, MAIS LA MECHANCETE CULBUTE LE PECHEUR."(Proverbes13,6)

    RépondreSupprimer


Le GTT INTERNATIONAL, collectif de la diaspora malagasy, dont le siège est à Genève (CH), poursuit un double objectif: la restauration de l'Etat de droit et le rétablissement de la Démocratie à Madagascar. Il prône et oeuvre pour la liberté d'expression, la prise de conscience citoyenne et la mise en place d'une vraie démocratie dont l'exigence première est la tenue d'un processus électoral inclusif, libre et transparent ".