Sambany nandritran'ny hetsim-pitolomana no namaky lay nidina an-dalambe ireo Vahoaka Alaotra tao Ambato/ville ny asabotsy 21/08/11 lasa teo. Marihana fa ny ekipan'ny VOT Manohana an i Atoa Filoha Marc Ravalomanana sy mitaky ny ara-dalana no nitarika ity hetsika namakivaky tanana zay natao tao an-toerana ity .
Marihana fa na dia eo foana aza ny ny fampihorohorona sy fanampenam-bava ataon'ny FAT ao an-toerana, dia nahasarika vahoka ity hetsika ity.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire