samedi 7 juillet 2012

Fivoriana Montpellier


Ny ankamaroan'ny mpikambana ao amin'ny Komity dia nanapa-kevitra fa tsy hanatrika ny fifanakalozan-kevitra karakarain'ny mpanao gazety avy any Madagasikara izay ataony ao Montpellier, ny sabotsy faha 7 jolay 2012.

Ireo izay te-hanatrika izany anefa dia ambara etoana fa amin'ny anaran'ny tenany manokana no hanatrehany izany.



Ny Birao


5 commentaires:

  1. Raha izao ny toe tsaina dia tsy ho lasa lavitra mihitsy ny gasy, tsy misy afa tsy ny samy gasy no miresaka sy mifanaraka ampandrosoana ny firenenana fa tsy mila olona avy any ivelany, mipetraka France ianareo mihaina amina démocratie dia maninona no manao teo tsaina sahala amin'izao, andraso ny SADEC, UA, ONU dia ho hita heo ny valiny efa telo taona mahery izay.

    RépondreSupprimer
  2. Oay koa izany lohamborona be.
    i Onitiana Realy dia naman'ny foza donc: F............................
    Iza no ao ambadikany fa tsy ry leader fanilo? Ka inona i leader fanilo tsy foza?
    Ary ianao inona foza orange sa foza mena? Sa miafinafina ambadikin'ny GTT sy ny légalistes?

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. Iza isika no tsy manana namana foza ? Na ao amin'ny fianakavina maro aza dia misaraka roa foza sy tsy foza. Ny foza aty andafy irery ihany ve izany no avela hiteny amin'ny malagasy any an-tanindrazana

      "Le GTT INTERNATIONAL, collectif de la diaspora malagasy, dont le siège est à Genève, poursuit un double objectif: la restauration de l'Etat de droit et le rétablissement de la Démocratie à Madagascar. Il prône et oeuvre pour la liberté d'expression et le retour du Président élu Marc Ravalomanana, gage d'une transition consensuelle incluant tous les acteurs de la vie politique Malagasy. Le GTT INTERNATIONAL appuie la mise en place d'un processus électoral libre et transparent ".

      La liberté d'expression était totale lors de cette réunionqui était organisé au nom de la diaspora malgache et non du GTT et c'était au GTT d'y exprimer les opinions de chacun et ses objectifs et il fallait profiter de cette opportinuité de faire passer notre message auprès de la population malgache du pays.

      Il ne faut pas oublier que c'est une guerre de comm et le DJ est assez fort dans ce domaine tandis que la mouvance Ra8 est assez faiblard dans ce domaine. Il ne faut pas laisser le champ libre aux Lalatiana et autres pour la communication et profiter de toutes les occasions même si c'est sur une TV que d'aucun taxe de foza ou d'une journaliste que chacun taxe de foza dont je ne suis pas encore convaincu. Si des foza passent notre message et notre objectif je suis satisfait et je ne suis pas contre, c'est çà la guerre des comms, il faut que le message passe peu importe le media

      Supprimer
    2. Tao amin'ilay fivoriana ianao koa naninona no tsy sahy miteny azy mivatana fa aty ambadika foana vao manaratsy olona. Tsy misy hifandraisany mihitsy Onitiana sy ny Leader Fanilo, ny AFMM Toulouse no ni-inviter azy. Ny GTT efa vitsy kely azo hisaina aminy ratsa-tanana dia mbola mitady fahavalo hiany. Tohizo dia ho hitanareo eo ny valiny.
      Sao hadinonao fa i Darsot anie tao koa ary nilaza izy taminy vita ilay fivoriana fa nahafinaritra satria samy milaza ny heviny ary izy no nitondra any Onitiana nakany Marseille. Jereo ny fanazavany Onitiana ny dihany taty ao aminy TVplus.

      Supprimer
  3. Manome rariny ny GTT Inter Ge izahay fa tsy mendrika ny hisary zoro amin'ny olona toy ireny ry Onitiana ireny izay en service commandé par les Foza izy ireo. Izy ireo mantsy dia hita fa mahitsy ary tsy miova fomba fijery sy tanjona izay narahiny hatrizay.
    Tohizo hatrany ny asa ataonareo indrindra amin'izao fotoana izao izay miha-betsaka ny fahavalo mitady hanapotika sy hamingana.

    RépondreSupprimer


Le GTT INTERNATIONAL, collectif de la diaspora malagasy, dont le siège est à Genève (CH), poursuit un double objectif: la restauration de l'Etat de droit et le rétablissement de la Démocratie à Madagascar. Il prône et oeuvre pour la liberté d'expression, la prise de conscience citoyenne et la mise en place d'une vraie démocratie dont l'exigence première est la tenue d'un processus électoral inclusif, libre et transparent ".